Lohahevitra / Proposition de thèmes

 

Eo amin'ny sehatrin'ny fanabeazana ny zanakao dia misy lohahevitra mikasika anao mivantana, na mety mahaliana anao kokoa.

Mba hisian'ny fifanakalozana ary ny fandraisan'anjaran'ny maro an'isa dia miantso anao hanoratra eto ambany izay lohahevitra tianao horesahina ao amin'ny fandaharantsika.

Misaotra anao mialoha

 

Dans le cadre de l'éducation parentale, dans un souci de participation et d'interactivité, il serait plus intéressant que les auditeurs puissent proposer les thèmes qui leur semblent prioritaires ou plus intéressants.

Merci de donner vos choix.

Ajouter un Commentaire


Code de sécurité
Rafraîchir